|
|
|
|

Teny iditra1  hira masina
Singan-teny  2  hira, masina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1]
Ohatra  5  na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina. [2.508#]
Tovy hevitra  6  hiram-piangonana

Fivaditsoratra  7  hira masina, misahirana, misahiràna

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14